Teny iditra | mañambiloña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mahasahy, sahy: Raha be ny mañambiloña fa ny mamoto draha ro sarotse (Betsaka ihany no mahasahy fa ny hitari-dàlana no sarotra) | |
Fivaditsoratra | mañambiloña, manambolina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |