|
|
|
|

Teny iditra1 manambatambatra
Fototeny  2tambatambatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Tsy nahita akanjo nanaovana aho raha tsy ny ankizy' sisa teo no nanambatambatra izay fitafiany azony nomena ahy [2.643]
5 Nataonay fahazarana ny nanambatambatra ny vola kelinay, ka tsy nasiana ahy sy azy fa nividianana izay mofo mora sy be andraofana dia niara-namango izany teo ny rehetra [2.643]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29