|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manamango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaran-kafa nilazana ny tangena izay nampinomana ny olona voampanga taloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(racine vango : coup, action d'abattre).
5Nom mystique donné aux amandes toxiques de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. 6(Apocynaceae) quand on invoquait leur puissance comme poison ordalique, au cours des cérémonies judiciaires. 7La traduction française de ces invocations est donnée par Chapus et Ratsimba dans la nouvelle édition des Tantara (1974), Tome 3 : 219-224.. [1.196] |
| Voambolana | 8 Lalàna |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 9 mamongana, mamongàna, 10 manamango, 11 manamonga, manamongà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|