|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manala tsiny |
| Singan-teny | 2manala, 3tsiny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao izay hahamaivana ny fahadisoan' ny olona iray; manafaka izay mety ho hadisoana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to justify another, to clear one of guilt or censure..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7excuser, justifier: Nanala tsiny ny sakaizako aho (J'ai justifié mon ami).
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 8 manala tsiny, 9 manatsilany, 10 tsimananila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|