|
|
|
|

Teny iditra1 manala ahidratsy
Singan-teny  2manala, 3ahitra, 4ratsy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6manongotra na misoroka na mamono ny zavamaniry hafa ankoatra ny voly. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7désherber, sarcler. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11