|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakôsiky
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manahirana, manorisory. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 manakosiky
Fototeny  5hosiky
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7mikosoka. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  8 manakosiky, manakôsiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03