|
|
|
|
Teny iditra
1
manakoako
Fototeny
2
ako
a
ko
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Maresaka, manehoeho laza:
Manakoako erỳ ny anaran' io olomahay io
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manakoako
6
Ny lasa :
nanakoako
7
Ny hoavy :
hanakoako
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12