|
|
|
|

Teny iditra1 manakivy
Fototeny  2kivy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to discourage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6décourager. [1.3, 1.8]
7déconcerter, dégoûter. [1.3]
Ohatra  8 Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 manakivy, 14 mikavina, 15 mivanìka, mivanikà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01