|
|
|
|
Teny iditra
1
manakiririoka
Fototeny
2
kiririoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mikiakiaka eo an-tsofin' ny sasany, mitsoka tsotsoka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manakiririoka
6
Ny lasa :
nanakiririoka
7
Ny hoavy :
hanakiririoka
8
Filaza mandidy :
manakiririoha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12