|
|
|
|
Teny iditra
1
manakirazorazo
Fototeny
2
kirazorazo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manantona mihevaheva tsy mitehi-tany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manakirazorazo
6
Ny lasa :
nanakirazorazo
7
Ny hoavy :
hanakirazorazo
8
Filaza mandidy :
manakirazorazoa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12