|
|
|
|

Teny iditra1 manakipika
Fototeny  2kipika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manesotra zavatra hiala ka ailika; manala amin' ny fanakifihana; manipy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Rejeter en secouant, repousser. [1.3#333]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 manakapiky, 11 manakipika, 12 mpanakaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12