|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakarama
Fototeny  2karama
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9manarama
Mpanahaka  10 manarama

Teny iditra (2/2)11 manakaramà
Fototeny  12karama
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  14manaramà

Fivaditsoratra  15 manakarama, manakaramà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05