|
|
|
|

Teny iditra1 manakalo
Fototeny  2takalo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manolo: Manakalo fanaka.
5Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to exchange, to barter. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7échanger, troquer. [1.3, 1.8]
Ohatra  8 Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117#]
9 Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#]
10 Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15manatakalo
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 lamokana, 18 malokaña, 19 manakalo, 20 manaloka, 21 manôlaka, manolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03