|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manakaiky |
| Fototeny | 2akaiky |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may.
5Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona. 6Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo. 7Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely. 8Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to draw near to, to approach..
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10s'approcher de; approcher.
[1.8] |
| Ohatra |
11 Somary nanakaiky arabe ny lalany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 16manakeky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|