|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manaika
Fototeny  2aika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto.
5Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D.
6Andriamalala).
7Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity.. [1.2]
Ohatra  9 manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14manaika loza

Teny iditra (2/2)15 manaika
Fototeny  16haika
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
[mañaika] 18mihantsy. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  19same as mihaika. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  20 kiamana, 21 makiana, 22 manaika, 23 maniaka, 24 miakana, 25 mianaka, 26 Namakia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08