|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manahy elatra |
| Singan-teny | 2manahy, 3elatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy.
6mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7used in speaking of birds or locusts drying their wings..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|