|
|
|
|

Teny iditra1 manahinahy
Fototeny  2ahiahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to distrust anyone or anything, to be suspicious of.. [1.2]
Ohatra  5 Koa manahinahy aho, sao atody miady amam-bato isika, sao fako misakan-driaka, voloh-katsaka misakan-tadio, ary basy mihaika varatra, ka manohitra ny tsy eran'ny aina; [2.588#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12