|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manahaza
Fototeny  2sahaza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: "manahaza tena": mahalala ny antonony, mahalala onony, mahay mifaly amy. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 manahaza
Fototeny  6hahy
Sokajin-teny  7 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahy [Fitanisana]

Fivaditsoratra  8 hamazana, 9 manahaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12