|
|
|
|

Teny iditra1 manafy
Fototeny  2tafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to clothe, to dress.. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6vêtir quelqu'un. [1.8]
Ohatra  7 Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy. [2.643#]
8 Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany. [1.369#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 famany, 14 fañamy, fanamy, 15 fanima, 16 finama, 17 mafina, 18 manafy, 19 manifa, 20 mifaña, mifana~, mifanà, mifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03