|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manafoto |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mandevina fanafody amin'ny trano na zoron-trano.
[Mahafaly]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 manafoto |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6mamosavy.
[Mahafaly]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 7 manafoto, 8 manotofa, 9 tafomona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|