|
|
|
|

Teny iditra1 manafoana
Fototeny  2foana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mamafa ho toy ny tsy misy. [1.64#105]
Fanazavàna teny anglisy  5to empty; to abolish, to bring out to naught. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6vider; abolir, anéantir. [1.8]
7annuler. [1.64.fr#105]
Ohatra  8 Tsy afaka manafoana ny sekoly teo am-pelatanan' ny Misiona i Galliéni; [2.285#]
9 Tsy manafoana ny zava-bita izy akory fa manafoana fotsiny ny vokany eo anatrehan' ny lalàna. [4.27#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12