|
|
|
|

Teny iditra1 manafatra
Fototeny  2hafatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao.
5Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay.
6Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to bequeath, to specify; to order, to send for.. [1.2]
8to entrust with a commission; to warn; to order merchandise. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Donner commission, charger. [1.3#203, 1.8]
10mander, recommander, commander. [1.3#203]
11passer une commande. [1.8]
Ohatra  12 Aza manafatra ny mby an-dalana! [1.437#]
13 Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any. [2.643#]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 fanamatra, 23 faramanta, 24 manafatra, 25 mantafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02