|
|
|
|

Teny iditra1 manaboraka
Fototeny  2boraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana itỳ?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5délier, défaire, déballer, révéler, manifester. [1.3#88]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  9mamboraka

Fivaditsoratra  10 anamboraka, 11 manaboraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12