|
|
|
|

Teny iditra1 manabodika
Fototeny  2bodika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 manabodika, 10 miandaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12