|
|
|
|

Teny iditra1 mamporisika
Fototeny  2risika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mitaona, mitarika, manaitra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5to incite, to encourage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6stimuler, inciter, encourager. [1.8]
7inciter, exciter. [1.13]
Ohatra  8 mamporisika anao mihitsy aho. [2.529#]
9 Faharoan'izany, ry Dama: aza manaran-kavana, ary aza mamporisika ny mpanompo. [2.298#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Tovy hevitra  13mampirisika
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mampikorisa, 16 mamporisika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02