|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampitondra |
| Fototeny | 2tonra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Ary izaho mampitondra azy basy efa-jato (400) ho anao.
[2.366#]
5 ary ny lamba hitafy koa dia ny aty antanana no mampitondra; [2.59#] 6 Ny mpianakavy angaha n,oa tsy mba mahay mampitondra ny mafy? [2.643#] |
| Kamban-teny rehetra | 7mampitondra loza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|