|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mampita
Fototeny  2ita
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4transitif. [1.13]
Voambolana  5 Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  6toetra mety mampita

Teny iditra (2/2)7 mampita
Fototeny  8ita
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  10faire passer l'eau, faire franchir, transporter au-delà. [1.3#285]
11conférer; transmettre; faire traverser, transiter. [1.13]
12communiquer. [1.66.fr#177]
Ohatra  13 mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy. [2.117#]
14 Ny mahay milomano dia raitsintsina ny lambany na zavatra ny tanany anila mampita ony. [1.437#]
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  16 mampita, 17 mpamita

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08