|
|
|
|

Teny iditra1  mampiseasea
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mampirehidrehitra, manafana, mampihetsika: Ataovo soa tsa ihina mangoevetse amin'ny andro manañina (Tandremo tsara tsy hihinana anamalaho amin'ny andro mafana be) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04