|
|
|
|

Teny iditra1 mampiroborobo
Fototeny  2roborobo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4faire prospérer, développer. [1.5]
Ohatra  5 Ny Repoblika Demokratika Malagasy izay tsy mivaky nefa misy fitsinjaram-pahefana dia miantoka sy mampirisika ny fisahanan' ny vondrom-bahoaka isam-paritany ny asa aman-draharaha entina mampiroborobo ny Firenena. [2.114#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12