|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mampijobo |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sakalava] mamahy, manatavy biby (omby ets)
[1.78] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: fiompiana |
| Teny iditra (2/2) | 5 mampijobo |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Sakalava] mandatsaka vatofantsika
[1.78] |
| Voambolana | 8 Fifamoivoizan-tsambo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|