|
|
|
|

Teny iditra1 mampihoron-koditra
Singan-teny  2mampihoro, 3hoditra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5donner la chair de poule. [3.1]
Ohatra  6 Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra. [2.895]
7 Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471]
8 Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12