|
|
|
|

Teny iditra1 mampihodina
Fototeny  2hodina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#257]
Ohatra  4 manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#]
5 Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina. [2.445#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12