|
|
|
|

Teny iditra1 mampihena
Fototeny  2hena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to lessen, to diminish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5diminuer, amoindrir. [1.8]
Ohatra  6 mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#]
7 mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12