|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mampiharo
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3incorporer, insérer, intégrer. [1.13]
Haiendriteny 
4 Ny ankehitriny :
5 Ny lasa :
6 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)7 mampiharo
Sokajin-teny  8 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9mampitambatra ranoka roa samy hafa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10émulsionner. [1.13]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Voambolana  14 Haiaina

Fivaditsoratra  15 mampahory, 16 mampiharo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12