|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampifanolana |
| Fototeny | 2tolana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4entrelacer.
[1.4.fr#310, 1.66.fr#359] |
| Ohatra |
5 Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso.
[4.27]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|