|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampifandray |
| Fototeny | 2ray |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Tari-barahina lava mampifandray tanàna roa.
[2.270]
5 mampifandray ny olona sarahin' ny elanelan-tany ny asan' ny paositra. [2.117] 6 ankoatra izany, tsy misy rafitra mipetraka mampifandray ny tolotra asa sy ny fangatahana asa. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|