|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampifampi~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tovona fanaovana matoantenin' ny "mpampanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|