|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampieritreritra |
| Fototeny | 2eritreritra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4doubtful, open to suspicion.
5to cause one to think or reflect. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6douteux, qui éveille le soupçon.
7faire réfléchir. [1.8] |
| Ohatra |
8 Fa ity dia mampieritreritra loatra.
[2.588#]
9 mampieritreritra ahy tokoa izany tenin' Idada izany. [2.332#] 10 Tsy mba ampanga maty ela anie io, fa ampanga malazo vao, ka izany no mampieritreritra ahy! [2.587#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|