|
|
|
|

Teny iditra1 mampidi-doza
Singan-teny  2mampiditra, 3loza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mampahita loza, mamohehatra. [1.1]
6mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7dangereux. [1.13]
Ohatra  8 Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#]
9 Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#]
10 Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#]
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02