|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampiaiky |
| Fototeny | 2aiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Comme mampieky.
[1.3#10] |
| Ohatra |
5 miraraka ompana, hain-teny tsara rindra ary tsilalaon-teny mampiaiky volana.
[2.436#]
6 Lahiantitra mbola feno hery izy fa ny mampiaiky ahy aminy dia ny fahaizany maminany ny ho toetr' andro amin' ny fijerena ny lanitra. [2.471#] |
| Kamban-teny rehetra | 7mampiaiky volana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|