|
|
|
|

Teny iditra1 mampatahotra
Fototeny  2tahotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga hatahotra(marihina anefa fa zavatra no lazaina amin' izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5inspirer de la crainte. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07