|
|
|
|

Teny iditra1 mampandroso
Fototeny  2roso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4faire fructifier, faire progresser. [1.13]
Ohatra  5 Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel. [2.285#]
6 ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12