|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampando |
| Fototeny | 2ando |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4humecter, mouiller, tremper, arroser d'un peu d'eau.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Ny ando dia nalain'ny mpaminany matetika ho fanoharana noho ny heriny hiditra sy hampando tany mangingina
[1.38]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mampando, 12 mandampo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|