|
|
|
|

Teny iditra1 mampandeha
Fototeny  2leha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4faire fonctionner. [1.13]
Ohatra  5 ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy; [2.59#]
6 Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. [2.503#]
7 Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. [1.437#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12