|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampanantena |
| Fototeny | 2antena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina.
[2.4]
5 Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mampanantena, 10 mampanentana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|