|
|
|
|

Teny iditra1 mampamiratra
Fototeny  2firatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Na eo aza ny aloka nandindona ny fanahin'ny Malagasy hatramin'ny «teniko fe lehibe » nosantarin'Ilaidama, eo koa ny hazavana nampamiratra ny anivon'ny riaka. [2.298]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29