|
|
|
|

Teny iditra1 mampamirapiratra
Fototeny  2firapiratra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Tamin'izany angamba no tena nampamirapiratra indrindra ny kabary am-panambadiana. [2.298]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29