|
|
|
|

Teny iditra1 mampamangy
Fototeny  2vangy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5envoyer des compliments. [1.3#442]
Ohatra  6 tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao. [2.366#]
7 Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mampamangy, 13 mampaminga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12