|
|
|
|

Teny iditra1 mampahory
Fototeny  2ory
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to distress, to afflict, to make miserable.. [1.2]
5to afflict, to make miserable. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6affliger, rendre misérable; faire souffrir. [1.8]
Ohatra  7 tsy misy mampahory azy eto! [2.4#]
8 Tonga hilalao aina ka izay no mampahory. [2.928#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Voambolana  12 Ontam-po
Tovy hevitra  13mahory
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mampahory, 16 mampiharo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02