|
|
|
|

Teny iditra1  mamotsetsa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mampiomana; manomboka: Mamotetsa ny kilonga ny ampañanatse fa hisy kilaolao sy ampitso (Mampiomana ny ankizy ny mpampianatra fa hisy kilalao rahampitso) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04